Utilisateur:Mahazomamy/Brouillon
- → N'hésitez pas à publier sur le brouillon un texte inachevé et à le modifier autant que vous le souhaitez.
- → Pour enregistrer vos modifications au brouillon, il est nécessaire de cliquer sur le bouton bleu : « Publier les modifications ». Il n'y a pas d'enregistrement automatique.
Si votre but est de publier un nouvel article, votre brouillon doit respecter les points suivants :
- Respectez le droit d'auteur en créant un texte spécialement pour Wikipédia en français (pas de copier-coller venu d'ailleurs).
- Indiquez les éléments démontrant la notoriété du sujet (aide).
- Liez chaque fait présenté à une source de qualité (quelles sources – comment les insérer).
- Utilisez un ton neutre, qui ne soit ni orienté ni publicitaire (aide).
- Veillez également à structurer votre article, de manière à ce qu'il soit conforme aux autres pages de l'encyclopédie (structurer – mettre en page).
- → Si ces points sont respectés, pour transformer votre brouillon en article, utilisez le bouton « publier le brouillon » en haut à droite. Votre brouillon sera alors transféré dans l'espace encyclopédique.
Lalanirina Brigitte
modifierBen'ny tanàna tao Ikongo 1996-2002( 7 taona), solombavambahoakan'Ikongo 2003-2009 (7 taona), mambran'ny kongresin'ny tetezamita 2010-2013 (3 taona). 17 taona niantsehatra tamin'ny asa fiseraserana tamin'ny vahoaka , zanak'Ikongo, teraka ta Ikongo, lehibe ta Ikongo, niasa ta Ikongo hatramin'ny taona 2014.
Tsy mbola nisy raha koran'igny nahazo anay igny tagne.
Teo amin'ny folo taona teo ho eo dia laza ratsy foana no nahazo ny distrika misy anay, santionany amin'izany ireto:
Ny taona 2010 teo : nisy dina atao hoe didy hentitra , tsara rafitra ilay dina fa kosa nandringa ny fampiharana azy, setriny ray amandreny ara drazana maro notanana am-ponja, taorian'izany nanjary nitarika fifankahalana teo amin'ny mpiray vodirindrina sy ny mpiara belona ilay izy hany ka nifandripaka ny tao , nifamono,eny fa na dia ny mpiray tampo aza , aina maro tsy tambo isaina no nafoy tamin'izany, ary fotoana naharitraritra ihany izany. Nisy mihintsy aza fotoana saika tsy hampiasana io fitsarana io intsony, nefa moa nohon'ny fifampiraharahana izay nataonay tamin'ny minisiteran'ny fitsarana tamin'izany dia nosokafana ihany izany ary notokanana tamin'ny taona 2011.